Color

“Iza aminareo no manana ondry zato, ka very ny iray, ka tsy mandao ny sivy amby sivifolo any an-efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy; Ary izay nahita, dia tsy mitondra izany amin’ny hafaliana; Ary rehefa tafiditra ao an-trano izy, dia antsoy ny sakaizany sy ny namany, ka lazao aminy hoe: Miaraha mifaly amiko, fa efa hitako ny ondriko very” (Lioka 15:4-6).

English French Haitian Creole Indonesian Japanese Korean Lingala Rundi Spanish

17 Febroary 2023 in  Christian Life, Color 5 minutes

Izaho dia manana namana iray ary tsy mbola nanana namana tsara indrindra ohatr’izao aho hatramin’izay. Izy dia sady tsara fanahy no marina ka tiako koa ianao ny hahalala Azy. Jesosy no anarany. Ny zavatra mahafinaritra dia te ho namanao Izy. Mamèla ahy ary hanambara aminao ny momba Azy. Vakiantsika ao anaty Baiboly ny tantara. Ny Baiboly dia marina. Tenin’Andriamanitra. Andriamanitra no nahary izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy. Andriamanitry ny lanitra sy ny tany Izy. Izy no manome aina sy fofon’aina ny zavatra rehetra.

Amharic Arabic Bemba (Zambia) Bengali Cebuano Chinese Dutch English French German Haitian Creole Hindi Indonesian Japanese Karbi Kazakh Khmer Kinyarwanda Korean Lingala Mossi Nepali (Macrolanguage) Norwegian Nyanja Oromo Persian Plautdietsch Polish Portuguese Punjabi Rundi Russian Southern Sotho Spanish Swahili (Macrolanguage) Swedish Tajik Telugu Thai Tonga (Zambia) Turkish Ukrainian Uzbek Vietnamese Waray (Philippines)

9 Mey 2022 in  Jesosy, Fitiavana, Finamana, Fanirery, Color 2 minutes

Sambatra ve ianao? Ny tahotra sy ny fanamelohan-tena ve manaisotra ny hasambaranao? Mety manotany tena ianao hoe ahoana no ahitako fahasambarana? Manana vaovao tsara ho anao aho! Misy olona iray afaka hanampy anao. Afaka ny hamela ny fahotanao izy ary hanome anao fahasambarana maharitra. Jesosy no anarany. Mamelà ahy ary hilazalaza aminao ny momba azy. Ny Rainy dia Andriamanitra, Ilay nahary izao tontolo izao. Izy no namorona ahy sy ianao.

Arabic Bemba (Zambia) Bengali Cebuano Chinese Dutch English French German Haitian Creole Hindi Indonesian Italian Japanese Kazakh Khmer Kinyarwanda Korean Lingala Mossi Nepali (Macrolanguage) Norwegian Persian Plautdietsch Polish Portuguese Rundi Russian Southern Sotho Spanish Swahili (Macrolanguage) Swedish Tajik Telugu Thai Turkish Urdu Vietnamese Waray (Philippines)

9 Mey 2022 in  Jesosy, Color 3 minutes