Izaho dia manana namana iray ary tsy mbola nanana namana tsara indrindra ohatr’izao aho hatramin’izay. Izy dia sady tsara fanahy no marina ka tiako koa ianao ny hahalala Azy. Jesosy no anarany. Ny zavatra mahafinaritra dia te ho namanao Izy. Mamèla ahy ary hanambara aminao ny momba Azy. Vakiantsika ao anaty Baiboly ny tantara. Ny Baiboly dia marina. Tenin’Andriamanitra. Andriamanitra no nahary izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy. Andriamanitry ny lanitra sy ny tany Izy. Izy no manome aina sy fofon’aina ny zavatra rehetra.
9 Mey 2022 in Jesosy, Fitiavana, Finamana, Fanirery, Color 2 minutes